Teny iditra miaramila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A soldier [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Soldat [1.8]
Ohatra 
1Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324]
2Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471]
3Nijanonjanona ny fanenjehan' ny miaramila [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: mirmillon.
Mpanahaka  lahindefona ~ sorodany ~ ambasy ~ ambavabasy ~ vata-miaramila ~ manamboninahitra tafika ~ mpiantafika ~ foloalindahy ~ rainiolona ~ tsatsimenitra ~ ankotralahy ~ zazavao ~ menavazana ~ kadetra ~ raindahiny ~ bekotromaroholatra ~ mpisavaranonando
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31