Teny iditra midongy zavatr' olona (dongy, zavatra, olona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mitana an-ditra zavatr' olona
Mitovy hevitra: manao angovy ~ manao bodongerona ~ manao ditra ~ mibodo zavatr' olona [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/30