Teny iditra mifampitolona (tolona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra: manao balahazo ~ miady ~ miambàkana ~ mifamatraka ~ mifamira ~ mifamofoka ~ mifampionkina ~ mifampitangazona ~ mifanakodia ~ mifanakorofoka ~ mifanala fihina ~ mifanao taingim-bozona ~ mifanao taribaniana ~ mifandaraboka ~ mifandatsa-boa ~ mifandrangotra ~ mifandray ~ mifandria-damba ~ mifandriro-bolo ~ mifandrirotra ~ mifandronjina ~ mifandrozona ~ mifanenda ~ mifanongana ~ mipaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se battre, se saisir avec les bras [1.3]
Tovy hevitra mitolona
Ohabolana 

Teny iditra mifampitoloña (toloña)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mifamely [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31