Teny iditra mifanapa-tsinay
Singan-teny mifanapaka ; tsinay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Enfants de même mère [1.54]
Ohatra Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19