Teny iditra mifankahala (hala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Samy tsy tia ny ankilany avy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hate one another [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se haïr mutuellement [1.3]
 Se détester réciproquement [1.107]
Ohatra 
1Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. [1.437]
2Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifankahala
Ny lasa : nifankahala
Ny hoavy : hifankahala
Filaza mandidy : mifankahalà

Teny iditra mifankahalà (hala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifankahala [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20