Teny iditra |
mihinana
(hinana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy
Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To eat; to use up; to embezzle funds [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Manger; consommer; détourner des fonds [1.8]
|
| [Sakalava-Mayotte]
[ mihinaña ] Manger [1.405]
|
Ohatra |
1 | Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy:
[2.293]
|
2 | Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo
[2.470]
|
3 | Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihinana,
mihinan-,
mihinam- |
Ny lasa : |
nihinana,
nihinan-,
nihinam- |
Ny hoavy : |
hihinana,
hihinan-,
hihinam- |
Filaza mandidy : |
mihinána |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mihinàna
(hinana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihinana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|