Teny iditra mihira (hira)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tanosy] Milalao [1.78]
 Manao hira: Mihira ny mpianatra
Midera, mankalaza: Mihira ny Nahary ny voronkely
Mitovy hevitra: manainga feo ~ manandrapeo ~ manao angoa-tenda ~ manao beson-kira ~ manao fasiny ~ manao feo an-doha ~ manao feo voalohany ~ manao saikiny ~ mandredona ~ miantsa ~ mikalo ~ mikalokalo ~ miredona ~ mitanisa ~ mitoloko ~ mitoreo ~ mivazo ~ mivetsovetso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To sing; to amuse oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chanter; s'amuser [1.8]
Ohatra Dia mihira malefaka Rasoa reniny, moa va tsy ny fony anaty tratrany any no mamoaka feo: [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihira
Ny lasa : nihira
Ny hoavy : hihira
Filaza mandidy : mihirà
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mihirà (hira)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihira [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18