Teny iditra | miompy (ompy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamelona sy miahy ary mikarakara biby: Be miompy soavaly hatreo Ambatolampy ka hatrany Antsirabe [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To rear, to bring up to maturity, to feed. [1.2] | ||||||||
To raise animals or fowl [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire l'élevage de volailles; de bétail [1.8] | ||||||||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miompy io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |