Teny iditra |
mioritra
(oritra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan' ny hitondranao azy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | être froissé [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mioritra |
Ny lasa : |
nioritra |
Ny hoavy : |
hioritra |
|
|
Teny iditra |
mioritra
(oritra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Folaka, pitsoka: Nibolisatra tao an-tokotany aho ka nioritra ny tanako [1.1]
|
| Mivadi-kozatra [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be sprained [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | être foulé [1.3]
|
| Entorse [1.13]
|
Ohatra | Ny mioritra mafy dia maharitra 3 na 4 herinandro vao sitrana.
[2.424]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mioritra |
Ny lasa : |
nioritra |
Ny hoavy : |
hioritra |
|
|
Teny iditra |
mioritra
(oritra)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | Divided, parted. [1.2]
|
|