Teny iditra miraefadafy
Singan-teny mira ; efadafy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Marolafy tsongaina mitovy halava ny lafy efatra, fa ny zoro kosa mitovy tsiroaroa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Losange [1.13]
Fanazavàna teny malagasy Marolafy izay mitovy halava ny lafy efatra aminy fa ny zoro kosa mitovy tsiroaroa [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07