Teny iditra misotro (sotro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
¶ Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona.
Mitovy hevitra: manala hetaheta ~ manao gagaka ~ manao gok' omby ~ manao gorodana ~ manao kararana ~ miala hetaheta ~ miboboka ~ migoka ~ minona ~ mitohoka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to drink [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay boire [Hallanger 1974]
Endriteny 
misotro
nisotro
hisotro
misotroa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31