Teny iditra mitakoritsoka (takoritsoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao teny tsy atao ren' ny olona maro; mandefa tsaho an-takona
Mitovy hevitra: manaotoho-tsofina ~ mibitsibitsika ~ miritsodritsoka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitakoritsoka
nitakoritsoka
hitakoritsoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31