Teny iditra |
mitohana
(tohana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Manohana [1.78]
|
| Misy tohana: Tokony hitohana ity andry ity fa mila hianjera [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | être étayé, appuyé; être empêché, comme par une foule; être aidé, assisté [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitohana |
Ny lasa : |
nitohana |
Ny hoavy : |
hitohana |
|
|
Teny iditra |
mitohana
(tohana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahalatsaka fivalanana: Raha mitohana elaela, tokony haka fanafody any amin' ny dokotera [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | être constipé [1.3]
|
| Constipation [1.54]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitohana |
Ny lasa : |
nitohana |
Ny hoavy : |
hitohana |
|
|