Teny iditra mitrona (trona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo: Mitrona ny kisoa
Misatrasatra tsy avy miaina: Mitrona ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To grunt like a pig [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grogner comme un porc; rugir, ronfler [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitrona
Ny lasa : nitrona
Ny hoavy : hitrona
Filaza mandidy : mitronà

Teny iditra mitronà (trona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20