Teny iditra mivika (vika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipitsoka, mioritra, folaka: Nianjera i Koto ka nivika ny hato-tongony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be sprained, as an ankle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être entorsé, comme la cheville [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivika
Ny lasa : nivika
Ny hoavy : hivika
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31