Teny iditra mpamaritra (faritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany maro
:
  1. mpamaritra milaza toetra (lanitra manga),
  2. mpamaritra isa (omby fito),
  3. mpamaritra filaharana (kilasy fahadimy),
  4. mpamaritra manondro (ity trano ity),
  5. mpamaritra malala-kevitra (ny olona sasany),
  6. mpamaritra manontany (olona iza?),
  7. mpamaritra matoanteny (marary tokoa)

Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[1.1]
Fanazavàna teny frantsay mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Adjective [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Adjectif [3.1]
Voambolana 

Teny iditra mpamaritra (faritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Déterminant
mpamaritra asa: opérateur. [Voambolana: Toe-karena: ara-bola ary fitantanana]
mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme
mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé
mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2
mpamaritra vaventy: déterminant principal [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31