Teny iditra mpanapaka (tapaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A governor, a ruler [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gouverneur [1.8]
Ohatra 
1Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony; [2.59]
2taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio; [2.69]
3Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy! [1.237]
4tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra. [2.285]

Teny iditra mpanapaka (tapaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Interrupteur [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20