Teny iditra nendram-boalavo
Singan-teny nendra ; voalavo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Bontsimbontsina toy ny mony ary mpahazo ny zaza sady mifindra nefa tsy mahafaty [1.1]
 Karazana nendra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [voalavo, a rat.] the chicken pox. [1.2]
 Chicken pox [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Petite vérole volante [1.54]
 Varicelle [1.8, 1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  nendran' akoho amam-borona ~ nendran' omby

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15