Teny iditra nenifara
Singan-teny neny ; fara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fiantsoana ny zandriny indrindra amin' ny rahavavin' ny reny niteraka na ny anabavin' ny ray niteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The youngest aunt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tante cadette [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12