Teny iditra |
olika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiviliviliana, safelika, olaka, [1.1]
|
| [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Winding, as a road, etc. Same as olaka
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sinuosité, contour, zigzag, spirale [1.3]
|
| Circuit [1.13]
|
Ohatra | olika nanenjika jomoka tany.
[1.436]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
olika,
oliko,
olikao,
oliny,
olitsika,
olikay,
olikareo,
olik',
oli- |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | ~ ~ ~ |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
olika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
tsinay
[1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
The intestines [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
olika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A rope [1.2]
|
|