Teny iditra ondrindrano (ondry, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny angidina eo amin' ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin' ny maha-tsindretra azy, izay fiofoany voalohany raha vao mivoaka ny atody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A water-insect, which is the larva of a species of dragon-fly. [1.2]
Ohatra tsy patsa tsy ondrindrano
ngosoany manetsihetsy
[2.131]
Voambolana 
Mpanahaka  angidina
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31