Teny iditra ondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby fiompy fianakaviam-ben' ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin' ny anarany hoe "volonondry". Ny feon' ny ondry rehefa maneno dia atao hoe mibarareoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A sheep. Ovis platyura, var. ondrikondry and aondry are used in the provinces. [swa. Kondoo.] [1.2]
 A sheep [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mouton [1.54, 1.13]
 Mouton, brebis [1.8]
Anarana siantifika Ovis platyura
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Mpanahaka  ondrikondrika
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07