Teny iditra papangohazo
Singan-teny papango ; hazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mitapelaka (taratasy henjana na baoritra maivana sady manify) didiana atao mitarehimpapango mivelatra elatra, dia asiana kofehy mba hitanana azy ary dia alefa hoentin' ny rivotra manidina (atao koa hoe sarimpapango) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cerf-volant [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26