Teny iditra paradoxe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro [1.4]
  hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra) [1.66]
Ohatra Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe. [2.313]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31