Teny iditra |
paza
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fohy nono (fiteny koa ny hoe paza nono) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Having small breasts, used of all mammals [1.2]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
paza
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(de paza : sein de femme, court et en coupe ; par opposition au sein négroïde, allongé. On compare le fruit, papaye, à la forme du sein).
Carica papaya L. (Caricaceae). Voir aussi
papay et
mapaza.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Carica papaya |
Ohatra | Omena rona patsa ny reny mba hisy ronono (taty aoriana dia omena paza koa.
[2.245]
|
Voambolana |
|