Teny iditra | pila | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Banga (antsy, ets.) [1.78] | |
Teny iditra | pila | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay pile] Fitehirizana aratra, avy amin' ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika izay miova ho angovo elektrika ka ampiasaina amin' ny jiro na radio fitondra mandeha; misy pila fisaka ary misy pila boribory; vataaratra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Battery [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pile [3.1] | |
Voambolana | Simia | |
Ny fihaviany | Frantsay: pile. | |
Fivaditsoratra | paly, pila |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28 |