Teny iditra plevra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin' ny havokavoka ary ny ivelany amin' ny haran-tratra; eo anelanelan' izy roa, misy rano izay manarona ny hetsiky ny fiaina [1.1]
 Fonon'ny havokavoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Plèvre [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: plèvre.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31