Teny iditra polisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. pouls] Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin' ny hato-tanana anoloana: Ny isan' ny polisa ho an' ny olona salama dia eo amin' ny 72 isa-minitra eo. / Mitsapa polisa [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: pouls.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31