Teny iditra prôzesterônina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hôrmônina avy amin'ny fihary tsirivavy mandritra ny ambaratonga faharoan'ny tsingerim-padimbolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Progestérone [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31