Teny iditra raiketra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  raiketa [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cactus [1.5]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31