Teny iditra | raiki-tampisaka | |
Singan-teny | raikitra ; tampisaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Very thin, tuberculous [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tuberculeux, en proie à une maladie chronique [1.8] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tsipelina hafa | raiki-tapisaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |