Teny iditra raindahiny (ray, lahy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray
Mitovy hevitra: ampingaloha ~ ela nihetezana ~ goaika antitra ~ kalazalahy ~ main-dambana ~ maintimolaly ~ mena vazana ~ ombalahy be vozona ~ sifotra antitra ~ za-draharaha ~ zanak' omby tsy ampianarin-domano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy famous for what he does (often derogatory) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui a déjà un certain âge, expérimenté [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2012/07/11