Teny iditra raisin > raisina (ray)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy
Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo
Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika
Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be received, to be accepted, to take. [1.2]
 To be received, to be taken [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on reçoit, qu'on prend [1.8]
Ohatra alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : raisina, raisiko, raisinao, raisiny, raisintsika, raisinay, raisinareo, raisin', raisin-, raisim-, raisi-
Ny lasa : noraisina, noraisiko, noraisinao, noraisiny, noraisintsika, noraisinay, noraisinareo, noraisin', noraisin-, noraisim-, noraisi-
Ny hoavy : horaisina, horaisiko, horaisinao, horaisiny, horaisintsika, horaisinay, horaisinareo, horaisin', horaisin-, horaisim-, horaisi-
Filaza mandidy : raiso
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

raisin   
takifoka
raisin [1.19]
voaloboka
raisin, vigne [1.8]
voaloboke
Raisin, vigne [1.68]