Teny iditra rameva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A camel. See angamenavava, angamia [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Chameau [1.54]
Voambolana 
Mpanahaka  angamenavava ~ angamia
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18