Teny iditra | ranonafero | |
Singan-teny | rano ; afero | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rano miforona ao amin' ny aty, izay misy asany amin' ny sakafo hanina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ ranon-afero ] Bile [1.2] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |