Teny iditra rantsankazo
Singan-teny rantsana ; hazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1]
 [ rantsan-kazo ] Ny sampan' ny hazo maniry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ rantsan-kazo ] The branch of a tree. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Branches d'un arbre [1.196]
Ohatra 
1ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59]
2Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245]
Voambolana 
Kamban-teny 
Manontolo hazo
Anaran' akora mamorom-batana hoditra, ravina, vatana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07