Teny iditra reniakoho
Singan-teny reny ; akoho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A hen. [1.2]
Ohatra 
1Tsy miompy na omby iray aza, izy, reniakoho dimy na enina angamba no velomin-dRasana vadiny. [2.332]
2Aiza ery izy milaza ny fahaizako nifidy ny karazan' ondry tsara sy ny reniakoho manatody lava. [2.643]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12