Teny iditra risika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zoto hanao zavatra; hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray; zotom-po sy havitrihana: Manàna risi-po rehefa miasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Zeal, encouragement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Zèle, encouragement [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31