Teny iditra | roambinifolo | ||||||
Singan-teny | roa ; amby ; folo | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Twelve [3.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Douze [3.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Tsipelina hafa | roa ambinifolo ~ roa ambin' ny folo | ||||||
Mpanahaka | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | ||||||
Teny iditra | Roambinifolo | ||||||
Singan-teny | folo | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) [1.1] | ||||||
Ohatra | Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka?
[2.298] | ||||||
Voambolana | Tantara: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |