Teny iditra rofy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Faty, fahoriana [1.78]
 Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity
Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Illness, ill health [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Maladie, malaise [1.54]
 Maladie chronique, mauvaise santé [1.8]
Ohatra amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao! [2.470]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15