Teny iditra rongony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry misy kirany azo tenomina ary fifohan' ny olona sasantsasany ny voany, izay atao koa hoe maosy, na katrinia: Mahalasa adaladala sy mahabibibiby ny fifohana rongony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The hemp plant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chanvre [1.8]
  [Betsileo, Merina] (de rongo : ce que l'on tisse ; les fibres textiles). Cannabis sativa (Cannabaceae). Ce nom est celui qu'on donne à la plante cultivée comme textile. Les parties ou variétés plus spécialement utilisées à usage du stupéfiant s'appellent angafo (Merina) ou jiajia (Sakalava). Plus rarement, on donne aussi le nom de rongony à d'autres plantes textiles. En médecine vétérinaire empirique, la décoction de chanvre est considérée comme le remède spécifique de la maladie de Porc connue sous le nom de ramoretaka. [1.196]
Anarana siantifika Cannabis sativa
Ohatra 
1Dia natao toy izany koa ny rongony. [2.4]
2Eni-mangamanga Fito paraky, Valo tanantanana, Sivy rongony, Folo fanolehana! [2.69]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11