Teny iditra | sadika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanambarana hazo amin'ny tendrony [1.13] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Enfourchure [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Haitao | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sadika io | |||||||||||||||
Teny iditra | sadika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Salaka [1.78] | |||||||||||||||
Salaka; lamba nahodidina ny valahana dia natao toy ny salaka. [1.1] | ||||||||||||||||
Salaka [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pagne [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | sadia | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | disaka, sadika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |