Teny iditra | salontsolonina | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a des nausées [1.54] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Mpanahaka | dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ mihoaka ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salosonina ~ ta-handoa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |