Teny iditra | sintom-bolozy | |
Singan-teny | sintona ; bolozy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fanidiana vozon' akanjo na pataloa amin' ny kofehy voazaitra ao anatin' ny sisin' akanjo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ sintombolozy ] Coulisse [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Mpanahaka | bolozy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |