Teny iditra | soki-nendra | |
Singan-teny | sokitra ; nendra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Loadoaka amin' ny tarehy rehefa sitrana ny nendra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Pockmarks; scars resembling pockmarks [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Gravé de la variole, rongé par la rouille, etc [1.8] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |