Teny iditra solifara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra any anaty tany, vonivony, ary mirehitra, mazàna atao famonoana mikraoby [1.1]
 Singa simika [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Sulfur [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Souffre [1.13]
Ohatra Solifara, hono, no anaran' ireny zavatra nodorana ireny. [2.472]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: sulfur.
Mpanahaka  S

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31