Teny iditra | sonasona | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny vavorona misokasoka toy ny an' ny soavaly mihazakazaka, na ny an' ny olona maka fofon' aina mafy. [1.1] | |||||||||
Voambolana | Haiaina | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | sonasona, sosonana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |