Teny iditra soso-kevitra
Singan-teny sosoka ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Suggestion [1.5]
Ohatra 
1Misy kosa anefa sosokevitra azo atolotra ary hanampy hampisondrotra ny fari-piainana. [4.27]
2Nanome sosokevitra ahy ny evekako hiara-mipetraka fotoana fohy amin' ireo fianakaviana faran' izay sahirana ireo aloha, izay vao misafidy ny hijanona miaraka aminy raha tiako. [1.369]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09