Teny iditra tete
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay goutte [SLP: Voambolana]
Sampanteny 

Teny iditra tête
Sokajin-teny anarana (vavy)
Famaritana frantsay loha [Sims 1969, Hallanger 1974]
Sampanteny 

2013/07/18