Teny iditra tahia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Angaka kely mitovy amin' ny tsiriry ny volony (Dendrocygna major) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petit canard sauvage [1.54]
Anarana siantifika Dendrocygna major
Ohatra Tamin' izany fotoana izany, mbola be vorona an-drano tany Antsihanaka: tsiriry, angaka, tahia, talevana. [2.472]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31